Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Febroary, 2011

12 Febroary 2011

Jordania: Miady amin'ny tetikasa fanapahana hazo ny media sosialy

Nanao filazana ny Governemanta Jordaniana mikasika ny fanamboarana sekoly ambonin'ny miaramila ao anatin'ny alan'ny Ajloun, iray amin'ireo faritra Jordaniana vitsy misy ala. Mila ny fanapahana hazo 2200 ity tetikasa ity, ao anatin'izany ireo karazana hazo efa miha-manjavona sy ireo hazo eritreretina ho efa 500 taona. Miaraka amin'izany, Maro ireo fikambanana...

02 Febroary 2011

Haiti: Herintaona lasa izay…Tsaroantsika tsara

Herintaona androany ny nitrangan'ilay horohorontany nandravarava tao Haiti. Ireo mpitoraka bilaogy Haitiana dia mahatsiaro sy manome sitraka ireo velon'aina tamin'io voina io, na dia fantatsika aza fa mbola marobe ireo asa fanarenana tsy maintsy atao.