Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Mey, 2010
Trinite sy Tôbagô : Soratsorajatovo sy sarinjatovo amin'ny fotoam-pifidianana
Copy Book Page [pejin'ny kahìe] no manapariaka sarin'ny soratsorajatovo sy sarinjatovo amin'ny fotoam-pifidianana, sady manontany tena : Apparently Graffiti is only legal and accepted around election time. “Toa ohatra rehefa...
Arabia Saodita: feno orana
Mitady ny fomba rehetra hanajanonana ny ranobe vokatry ny orana nivatravatra tany Riyadh androany ny mponina any Arabia Saodita. Misy bilaogy manokana natsangana hanangom-baovao avy amin'ny twitter sy ny YouTube,...
Rosia: Sary doro-ala
Ny mpiblaogintsary Igor Podgorny dia manapariaka porofo an-tsary ireo fahavoazavana nateraky ny doro-ala izay lavin'ny fanjakana Rosiana ny fisiany.
Ny toeran’ny media citoyen eto Madagasikara
Maro zavatra notantaraina tokoa ny sehatry ny seraseran'olotsotra teto Madagasikara. Nitombo tsikelikely ny tontolon’ny blaogy teto Madagasikara tao anatin'ny taompolo farany, nitolona tokoa hanandratra ny feony mandra-pahatongan'ny krizy politikan'ny 2009. Niteraka...
Meksìkô: Fidàngan'ny maripàna ao an-drenivohitra
Nisedra fidàngan'ny maripàna, ny tanànan'i Meksìkô [ndlr. renivohitry ny firenena Meksìka], arak'izay nampitain'i Daniel Hernández mpivoy ny blaogy Intersections [Sampanana], satria nahatratra hatramin'ny 50°C ny maripàna tsikaritra any amin'ny sasantsasany...