Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Marsa, 2014
Frantsa : Firehana Ara-Tsakafo Farany Ny Holatra
Toy ny divay sy ny voankazo ary ny legioma, dia manana ny anjara toerany lehibe amin'ny saina sy ny sakafo ny holatra, miaraka amin'ny fomba fiaina tsara sy ny vokatra eo an-toerana.
Indonezia : Niteraka Setroka Matevina Nandoto Ny Rivotra iainana Ny Doro Ala Tany Riau
Niha- nahery vaika ireo doro ala any amin'ny faritra andrefan'i Indonezia tamin'ity volana ity ka nahatonga setroka ratsy nandoto ny firenena. Tonga hatrany Singapore sy Malezia ihany koa ilay setroka .
SARIPIKA: Mizaha Vorona any Atsimon'i Philippines
Mahafinaritra kokoa noho ny misiokantserasera ny Mizaha vorona. Jereo anie ny sasantsasany amin'ireo voromanidina avy any atsimon'ny nosy Mindanao any Philippines ireo. Ankafizo ny mijery vorona!
Tajikistan Firenena Mahantra: Manafatra Hazo Lafo Vidy Avy Any Belzika
Nandany 4.5 tapitrisa dolara Amerikana taminà hazo "chestnut" homena ny renivohitra i Tajikistan, izay mahantra ny maherin'ny am-pahatelon'ny mponina .