Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Novambra, 2007
Brezila : Manavotra ny reniala sady ahafahana mamahana olona bebe kokoa
Mba vangio kely ny blaogin'i Lou Gold raha sitrakareo ny hahafantatra momba ny tantara mahatsikaiky, mikasika izay fomba nanatsaran'ireo foko tranainy any Brezila ny tany mavo sy ngazana ho tany mainty...
Benin : Nesorina ny elo fiarovana ara-pitsarana ny mpisolovavam-bahoaka roa
Ny blaogy Afriksenatorium dia mitatitra ny fanesorana ny elo fiarovana ara-pitsarana amin'ny maha olom-boafidy nahazo ireto mpisolovavam-bahoaka roa izay voarohirohy amin'ny raharaha fanodikodinam-bola mikasika orinasam-panjakana any Benin : « Des...
Repoblika Ivon'i Afrika : Teknisiana Shinoa manampy amin'ny angovo
Ny blaogy Olivier Gabirault dia mitatitra ny fahatongavan'ny teknisiana Shinoa 6 any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika mba hanampy ny orinasa ENERCA izay tsy nanatanteraka fanavaozana milina fitrandrahana angovo hatrizay namoronana...
Brezila : Ilana fanavaozana ny fiheverana ny fanavaozana
Ny mpiblaogy Nivaldo Simões monina any Brezila dia mampiharihary izay lesoka goavana amin'ny fiheverana ny fanavaozana [recyclage | recycling] araky ny fahita any Brezila sy any amin'ireo firenena mandroso rehetra...
Tontolo iainana : « Hirehitra i Afrika »
Ny mpiblaogy Traysee dia mitatitra momba ny vokatry ny fiovan’ny toetr’andro amin'i Afrika. Mikasika an'i Afrika Atsimo manokana dia izao no fijeriny : « South Africa, being the powerhouse of Africa, has...
Tontolo iainana : « Boriboritany tandidomin-doza »
Ny mpiblaogy Omar Basawad dia tena voaentana raha mahita ny hamaroan'ireo fandaharana miompana amin'ny lohahevitry ny fandalana ny tontolo iainana anivon'ny fampahalalam-baovao ankehitriny : « For the last few weeks, CNN...
Borkina Fasô : Tsy hisy ny kere saingy mbola marefo ireo mpamboly
Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny tsy fitovian-kevitra mipetraka amin'ny Governemanta sy ireo mpamboly mikasika ny tahan'orana [pluviométrie] any Borkina Fasô : « Lors d’une conférence de presse, le...
Ghana : Vao mainka miharatsy ireo olana ara-tontolo iainana
Ny mpiblaogy Leanne dia mitatitra mikasika olana tsy mety voavaha sady mampalahelo any Ghana : « You know I love Ghana, and especially Ghanaians, and god knows America is not a world...
Iran : Sarin-javaboahary amin'ny andro fararano
Sangany amin'ireo blaogin-tsary Iraniana i Kosoof, nametraka sary ahitana ny zava-boahary amin'ny andro fararano any Iran izy. Hamid Tehrani
Kôngô (RDK) : Izany no hoe tsy nampoizina
Ny blaogy Extra Extra dia mizara ny fomba fijeriny mandritra ny dia mitondra azy niverina any Kôngô : « I’m still reeling from returning to Congo to find Kinshasa flooded...