Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Septambra, 2009
Global Voices sy ny Blog Action Day 2009
Global Voices dia blaogy mpiara-miasa ofisialin'ny Blog Action Day amin'ny 15 Oktobra, andro iraisana hihetsehana izay iraisan'ireo mpitoraka blaogy rehetra hina hanoratana momba ny fiovaova'ny toetr'andro.
Filipina: Tondra-drano an-tsarimihetsika nataon'ireo mpampiasa aterineto
Ampahantsary maro avy amin'olon-tsotra no nandrakitra ireo fahavoazana sy faharavana nentin'ny rivo mahery tropikaly izay namely ny Metro Manila sy ny faritany manodidina azy akaiky tany Philippines tamin'ny Alahady lasa teo.
Inde: Onjan'ny famonoan-tena ao amin'ny tantsaha
Miha mandray fepetra hentitra tsikelikely ny tantsaha Indiana, ao anatin'izany ny famonoan-tena, hitsoahana ny fahasarotan'ny olan'ny fahantrana, ny tsy fahombiazan'ny voly sy ny fitombon'ny trosa.Mandinika ny zava-misy ny mpampiasa blaogy Indiana.
Nepal: mandray an-tanana ny olana amin'ny fiovan'ny toetr'andro
Resaka mahoraka any Népal ankehitriny ny olana momba ny fiovan'ny toetr'andro, na dia mampiseho aza ny fanadihadihana fa olona marobe any an-toerana no mosarena vokatry ny haintany miseho matetika, dia...