· Jolay, 2020

Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Jolay, 2020

Shina, ny fahalotoana ary ireo “vohitry ny homamiadana”

  02 Jolay 2020

Nisy akony teny anivon'ireo mpampiasa aterineto ny fampitandremana nataon'ilay shinoa mpanefoefo hoe tsy afaka hiaro ireo mpanankarena tsy ho tratry ny krizy manjo ny tontolo iainana raha izay vola. Efa betsaka sahady ireo mpampiasa aterineto no efa miasa saina amin'ny fahalotoan'ny rivotra sy ny rano ao amin'ny firenena, ary koa ny olan'ny fanjarian-tsakafo.

Olan'ny fahalotoana ao Shina

  02 Jolay 2020

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny 2013.  Ny rohy rehetra tsy nasiana fanamarihana manokana dia hitondra anao ho any amina lahatsoratra amin'ny fiteny anglisy)) Ny fanosehan'i Shina mafy ny firoboroboana ara-toekarena tato anatin'ireo taompolo faramparany dia nisy fiantraika mahatsiravina tamin'ny tontolo iainana ao amin'ny firenena. Mamely ireo faritra maro an-drenivohitra ao...