· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Avrily, 2008

Guyana : Vidin'ny vary

  29 Avrily 2008

Rice is the new pearl, “Ny vary no perla vaovao” araky ny nambaran'i Guyana-Gyal raha manomboka hita ny vokadratsin'ny fidangan'ny vidin-tsakafo.

Okraina: Tsiaro an'i Chernobyl

  27 Avrily 2008

Mahatsiaro an'i Chernobyl i Déjà Vu – The Uncanny Feeling: “Raha mieritreritra momba ny Chernobyl aho … […] … nahita an'i Katya tao Kiev, 90 km atsimon'i Chernobyl, aho tamin'ny...

Barbada: tafiotran-toe-karena

  27 Avrily 2008

“Tsy isalasalana fa ny fiakaran'ny vidin-javatra no hibahan-toerana mandritra ny herinandro vitsivitsy sy ho am-bolana vitsivitsy ho avy io manerana ny firenena,” hoy i Barbados Underground,  (Barbada ambanin'ny tany) raha...

Koety: Omeo ahy fotsiny ny Espresso-ko

  26 Avrily 2008

Momba an’i Koweït eo an-dàlam-panarenana ny takaitran’ny tafiotra mahery tamin’iny herinandro lasa iny, ny mpitoraka blaogy G, ao amin’ny blaogin’i G, dia naneho sary roa momba ny fahavoazana tavela. Iray...

Jamaïka : Tondra-drano

  25 Avrily 2008

Montego Bay Day By Day no manapariaka sarin'ny faritra Saint-Ann taorian'ny tondra-drano izay nidona tany Jamaïka : Last week business & home owners in the parish of Saint Ann received...

Tonizia: Mitorajofo

  12 Avrily 2008

“Taorian'ny herinandron'ny hatsiaka izay nitondra rivotra sy rotsak'orana tsindraindray ho antsika, dia narahin'ny roa andro tena nanevokevoka izany, ary androany, raha nifoha isika dia indreo hitantsika fa voahosotra fasika matevina...

Qatar : Maro ny vehivavy noho ny lehilahy

  03 Avrily 2008

Manontany tena ao amin'ny blaogy Qatar Living i Diesel1210 izay mety ho vokatry ny “tsy fisahalana” [tsy fifandàjan'ny isa] misy amin'ny isan'ny lahy sy ny vavy any Qatar : Ever Wondered...