Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Septambra, 2018

27 Septambra 2018

Rosia: Fiovaovan'ny fanoherana

Raha jerena ny fifandraisana eo amin'ireo mpandray anjara [mpitandro filaminana marobe kokoa noho ny mpanao fihetsiketsehana], tahaka ny hoe polisy ny ankamaroan'ireo mpanohitra, ary nanakana azy ireo fotsiny tsy haneho ny fanoherany ny mponina ao an-toerana. [...]

12 Septambra 2018

Nahita antony iverenana amin'ny hetsi-panoherana ‘Maimbo Ianao’ ny tao Libanona telo taona taty aoriana

Tamin'ny taona 2015, nanetsika olona an'arivony ny "Maimbo Ianao"  ary lasa fihetsiketsehana an-dalambe lehibe indrindra tsy manohana antoko tao Libanona hatramin'ny nifaranan'ny ady an-trano Libaney tamin'ny taona 1991.

11 Septambra 2018

Fitempotempon'ny Tontolombolongana Saodiàna

Ka, inona ny zavatra tena mahaliana izay noresahin'ireo blaogera saodiàna nandritra ny fito andro? Ndeha ho ao anaty tontolombolongana saodiana isika no hanao ny fitsidihana isan-kerinandro fanaontsika mba ahitana azy

07 Septambra 2018

Azia Atsimo-Atsinanana : Ny fiakaran’ny vidim-bary

Nisondrotra maneran-tany ny vidim-bary sy ny entana ilaina andavanandro. Miantraika amin’ny olona an-tapitrisany na koa angamba an’arivony tapitrisa mihitsy aza ny fiakaran’ny vidin-tsakafo. Mampisalasala indray ny politika ara-tsakafo. Nametraka fepetra haingana ny governemanta mba hampitoniana ny ahiahin’ireo mpifidy ao aminy.

05 Septambra 2018

Azia Atsimo: DST, Mpiasan'ny MR-9, Rallye SAARC, fomba amam-panao Tshechu, Fanao ara-tsaranga, Fitondrana fiara ary ny hosoka

Lohahevitra maro samihafa no iadin-kevitra ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Azia Atsimo. Ny mety ho korontana amin'ny fananganana ny Daylight Saving Time, ny valintenin'i Bangladesh tamin'ny 007, ny hazakazaka fiara hanatsarana ny fifandraisana mivantana amin'ny olona, ny saranga, ny fivavahana ary ny fombafomba sy ny maro hafa.

01 Septambra 2018

Shina: Niteraka tondra-drano tany Hangzhou ny oram-batravatra

Any Hangzhou faritanin'i Zhejiang atsinanan'i Shina no misy ny Reniranon'i Qiantang, izay mandray ny onjan-driaka lehibe indrindra eran-tany isan-taona; tena lehibe tokoa ity renirano ity ka indraindray mifaoka ireo mpitazatazana rehefa mandalo izy. Nandalo ary efa lasa ny onjan-driaka tamin'ity taona ity (2007)

Ny haintany tany Guadeloupe sy tany Martinique

(Marihina fa tamin'ny 12 Martsa 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ny hita tamin'ny lahatsoratra tato amin'ny Global Voices, niaina haintany nahery vaika ireo vahoaka Karaibeana tao anatin'ny herinandro vitsivitsy. Naneho hevitra momba ity loza voajanahary nisy fiantraikany teo amin'ny fiainan'izy ireo andavanandro sy teo amin'ny tontolo ara-politika ity ireo...