Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Jolay, 2008
Afirika Atsimo: Fampidirana ny hetra momba ny gaza karibonika
Hetra momba ny Karibôna any Afirika Atsimo, “Eo ampanadihadiana ny fampidirana ny hetran-gaza karibônika ho toy ny fahavononan'i Afirika Atsimo ho fandraisana anjara amin'ny fampihenana ny fiovaovan'ny toetr'andro (mihamiakatra amin'izao...
Ukraine: Fanazarantenan'ny manampahaizana Irakiana
Chernobyl and Eastern Europe no nanoratra fa “Mpampianatra 3 avy any Texas sy mpianatra Irakiana 27 no manao fanazarantena amin'ny fomba fanadiovana manala sisantaratra mampididoza” nandritra ny volana jona lasa...
Brezila: Nahazo alalana ilay tetikasa nokileary efa nampiady hevitra
Nahazoana fahazoan-dalana vonjimaika, avy amin'ny Ivotoerana Breziliana miahy ny tontolo iainana sy ny akora azo avaozina tamin'ny 23 jolay farany teo, ho azon'ny mpametraka angôvon-taratra nokileary Breziliana trandrahina ilay mpamerin-kery (réacteur) efa nampiady hevitra Angra 3 , nefa mialoha izany dia andiam-pifanarahana fiarovana ny tontolo iainana mahatratra 60 no napetraky ny minisitry ny tontolo iainana Carlos Minc tsy maintsy ekena.
Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondranana ny vokatry ny fambolena
Ny 17 jolay 2008 teo dia nolavin’ny Antenimieran-doholona Arzantina ny volavolan-dalàna natolotry ny Filoha Cristina Fernández de Kirchner mba hampiakarana ny haba alaina amin’ny fanondranana ny vokatry ny fambolena. Nizara...
Fanamelohana ho faty ireo tantsaha malagasy noho ny ady tany
Samihafa ny heloka nomen’ny Fitsarana ambaratonga voalohany tao Miarinarivo ireo tantsaha 21 avy ao Ankorondrano Analavory (90 km andrefan’Antananarivo) noho ny fihokoana nataon’izy ireo noho ny ady tany nifanaovan’izy ireo...
“Andro tsy misy fiarakodia” any amin'ny tanana any Atsimo Atsinanan'i Shina
Tamin'ny taona lasa dia nandray anjara tamin'ny hetsika “andro tsy misy fiarakodia” (无车日) ny tananan'i Kunming, any Shina. Ankehitriny ity tanana any any Atsimo Atsinana'i Shina ity dia mihoatra lavidavitra kokoa ka...
Beijing : Fepetra vaovao hiadiana amin'ny fandotoana ny tontolo iainana
Araka ny nolazain'i Danwei dia namoaka lalanan'ny fifamoivoizana vaovao ny ao Beijing izay ampiharina mandritra ny lalao Olympika. Ankoatra ny fepetra hafa, dia ny fiara mitondra laharana miafara amin'ny isa...
Azia AtsimoAtsinanana: Loharanon'angovo fanolo
Noho ny fidangan’ny vidin-tsolika, maro ireo firenena avy any Azia Atsimo-Atsinanana no nanamafy ny ezaka ho fitrandràhana loharanon’angovo hafa ho fanolo. Eny fa na dia ireo firenena mpamokatra solitany toa...