Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Marsa, 2008
Isiraely: Fankalazana ampifaliana ny Porima
Ny fetin’ny ny Porima no fankalazana ny fandresen’ny vahoaka Jiosy ireo izay mitady ny fahapotehiny. Ankalazaina amin’ny alalan’ny fomba fiakanjo, firavoravoana, sakafo matsiro, ary fisotroana be ny fetin’ny Porima. Manala azy mandritra ny Porima– Hoy i Hannah ao amin’ny Israelity: Nitombo ny fitiavako ny Porima. Ity angamba ny fety ankafiziko...
Iran : Arovy ny zavaboary
Namoaka sary maro maneho ny ala any amin'ny faritra avaratry Iran i Okay4u, mpitoraka blaogy avy any Iran. Azo atao toerana mahafinaritra ho an'ny fizahan-tany io faritra io araka ny nolazainy saingy tsy rarahin'ny mpitondra Iraniana.
Korian-karena : Tati-dresak'ireo mpiblaogy mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan’ny Rano
(Tsy ho nahita masoandro mihitsy ity lahatsoratra ity raha tsy nisy ny fanampian'i Paula Góes, sy i Amira Al Hussaini ary i Lova Rakotomalala. Fankasitrahana eram-po no atolotra azy ireo !) Sary nindramina tamin'i Ragesh Vasudevan Iarahana mahafantatra ho fandevonana zava-drehetra, labieran'ingahy Adam [Adam's Ale], ranom-boakazom-panjakana [government juice], sôdan'ny mahantra...
Tontolo iainana : Mpanao hatsikana Colbert momba ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano
Tim Hurst no manapariaka ao amin'ny blaogy ecopolitology lahatsary vitsivitsy ahitana an'i Colbert mankalaza ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano : Stephen Colbert celebrates World Water Day – the way only he could “Nankalaza ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano arak'izay fomba tokana azony natao i Stephen Colbert” Stephen Colbert dia mpanao...
Tontolo iainana : Fomba fanomanana masombolina baomba
Rory no manapariaka ao amin'ny blaogy Carbon Copy, izay hevitra novakiany tamin'ny boky The Guerilla Art Kit nosoratan'i Keri Smith, momba izay fomba fanao hanomanana masombolina baomba izay azo afafy tsara amin'ny : …vacant lots, pavement cracks, long-standing rubbish piles, or anywhere that would benefit from a bit of random greenery. “… trano foana, arabe...
Irak tao anaty dimy taona: Nihetsika izao tontolo izao
Anio, 19 mars, no manamarika ny fahadimy taonan'ny “Ezaka ho fanafàhana an'i Irak”. “Tany amboalohany dia tetika nentina handrodànana an'i Saddam Hussein sy ” hamàrana ny ady tsy mbola miantomboka” mbola mitohy hatramin'izao ny ady ao Irakl, mampivarahontsana ny olon-tsotra maro maneran-tany. Anatin'ity lalan-dra ity, Global Voices Online no hamoaka...
Tontolo iainana : Sarin'ny faritra fanangonana ireo fako any Nairobi
Mba hamohazana ny fihevitry ny maro mikasika izay fomba tsy mahomby itantanana ny fako ankehitriny dia manapariaka sarin'ny faritra antsoina hoe ‘Dandora’ i Kikuyumoja no sady manoratra hoan'ireo Kenyana ary manontany ireo mponina any amin'ny renivohitra Nairobi : Ever wondered what happens to your *waste*? […] Now, since an agreement...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...