Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Oktobra, 2008
Tajikistan: Mihintsan-dravina sy ranom-potaka
Namoaka sary roa i Vadim – ka ny iray maneho ny lanitra manga manjopiaka ambonin'i Dushanbe, renivohitry Tajikistan, ary ny iray hafa kosa maneho ny ranom-potaka avoakan'ny hidim-pantsona (rôbine) izay...
Belizy: Tondra-drano
“Nampitoka-monina ny tanàna kely sy lehibe maro sy nahatonga fialana tamin'ny toerana iva, nanimba ny voka-pambolena sy fikatonan'ny sekoly maro any amin'ny faritra afovoany sy andrefan'i Belizy ny fitondrahan'ny rano...
Syria: Efa tonga ve ny ririnina?
Ho avy ity ny ririnina, hoy ny mpamaham-bolongana Syriana Sasa. Taorian'ny fidanihan'hafanana (ka mitanika orana koa!) dia nirotsaka tampoka tao an-drenivohitra Syriana ny oram-baratra. “Ka tokony haka ny akanjo fanao...
Nosy virijiny amerikana: Taorian'i Omar
News of St. John no mamoaka sary vitsivitsy maneho ny nosy taorian'ny fandalovan'ny rivodoza (Hurricane) Omar.
Sri Lanka: Samy simba izany e!
Portrait no mitatitra ny fanimbana ny ala amina kilaometatra maromaro any Sri Lanka izay notapatapahina, nodorana, nohosihosena sy nentin'ny bulldozer fa nolamahina anjatony metatra ny andaniny sy ny ankilan'ny lalana...
Bahrein : Tendrombohitra any Ecosse sy any Omana
BuZain mpiblaogy avy any Bahrein no manao fampitahana ara-tsary ny mahasamihafa ireo tendrombohitra any Ecosse sy any Omana. Ato jerena raha tianao ho fantatra izany fahasamihafana izany.
Madagasikara: Angovon'ny masoandro ho an'ny hopitalin'ambanivohitra
Noel no mamaham-bolongana mombany fampiasana ny angovo avy amin'ny taratry ny masoandro ampiasaina any amin'ny toeram-pitsaboana (fampiterahana) any ambanivohitry Madagasikara: “Nomena ireny toeram-pitsaboana ireny ny angovo avy amin'ny masoandro efa-taona...