Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Septambra, 2010
Bermudes: Miady amin'ny rivo-doza Igor
Ny zavatra marina raha jerena ny anarany, ny rivo-doza Igor , hatramin'izao, no lehibe sady natanjaka indrindra tamin'ity vanim-potoan'ny rivo-doza 2010 ity tany Atlantika, rivo-doza izay namely ny nosy kely Bermudes na dia mizotra mankany amin'ny Terre-Neuve, Canada aza izy. Manangona vaovao any ivelan'ny toha-drano ireo mpitoraka bilaogy vitsivitsy any an-toerana…...
Nizeria: Noana Foana Na Dia Mitobaka Aza Ny Solika
Raha mbola mihanaka ao amin'ny helodranon'i Meksika sy miseho ho lohateny lehibe amin'ny gazety hatrany ny soliky ny BP Amerikana (Etazonia), dia nisy loza nanintona kely ny fampahalalam-baovao manerantany ihany koa any amin'ny firenena iray hafa—Nizeria. Firenena Afrikana be mponina indrindra ary iray ao anatin'ny 10 mpanondrana solika be indrindra...
Kioba: fampiatoana amin'ny asa 500.000
Mirona mankamin'ny fibabohan'i Fidel Castro (izay nialana bàla nony avy eo) fa tsy miasa intsony ny modely ekonomikan'i Kioba, dia nanambara ny governemanta [ES] fa mikasa ny hampiato mpiasa maro ao amin'ny asam-panjakana, izany dia ezaka mba hanomezana aina kely ho an'ny ekonomian'ny firenena. Miady hevitra mikasika ireo fepetra ry...
Korea atsimo: Niteraka adihevitra nafana teo amin'ny mponina ny drafitry ny governemanta ho fampakarana ny vidin'ny sigara
Nanambara mikasika ny fampiakarana avo telo heny ny vidin'ny sigara ny sampana misahana ny fahafalaman'i Korea atsimo mba hanenana ny tahan'ny fifohan'ny mponina manerana ny firenena sigara izay avo dia avo, izany dia niteraka adihevitra haingana teo amin'ny aterineto izay mihodinkodina eo amin'ny vidin'ny sigara. Maro ireo Koreana no mankasitraka...
Meksika: Niteraka tondra-drano ny firotsahan'ny orana be loatra tany Veracruz sy Tabasco
Niresaka mikasika ny tondran-drano mahery tany amin'ny firenen'ny Mexican Twitter users are reacting to heavy flooding in the states of Veracruz sy Tabasco ireo mpampiasa Twitter Meksikana. Nitsikera ny fitsidihan'ny Filoha Felipe Calderón tany amin'ireo faritra tondraka tany Veracruz ihany koa izy ireo.
Venezoela: Nodimandry i Franklin Brito taorian'ny fitokonana tsy hihinan-kanina maromaro nataony
Maty noho ny tsy fahafahany miaina intsony tany amin'ny hopitaly miaramila ny alin'ny Alatsinainy i Franklin Brito Tantsaha Venezoeliana raha nanomboka nitokona tsy nihinan-kanina izy tamin'ny Jolay 2009 . Niaina tanaty fitokonana tsy mihinan-kanina maro i Brito nanohitra ny fakan'ny fanjakana ny taniny. Manao hetsika noho ity filazana mikasika ny...
Ireo olona teratany sy ireo toeram-pitrandrahana any Kanada
Ny vondrom-piarahamonina vazimba teratany any Amerika Avaratra dia mizara olana maro mitovy amin'ireo olom-pirenena any amin'ny tontolo an-dàlam-pivoarana. Misy mandrakariva ny fahantràna na dia manan-karena foana aza ireo tanin-dry zareo amin'ny harena an-kibon'ny tany. Mitatitra ny fifandirana farany momba ny harena ara-kibon'ny tany ireo mpitoraka blaogy
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...