Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Jona, 2010
Singapore: Manamafy ny fepetra miady amin'ny fanariana fako eny an-dalambe ny governemanta
Na dia misy aza ireo lalàna henjana mandràra ny fanariana fako eny an-dàlana any Singapore, mbola miakatra ihany ny isan'ireo mpandoto nandritra ireo taona vitsivitsy farany teo, ka nanery ny governemanta any Singapore hanamafy ny fanentanana amin'ny tsy fanariana fako eny an-dalambe. Hisy fanentanana ho fanomezana henatra mahery vaika kokoa hatao ary hisy ireo “Masoivohon'ny fahadiovana” hofanina. Maneho hevitra ny mpitoraka blaogy
50 taona taty aoriana, fahaleovantena sy ozon'ny harena voajanaharin'ireo tany Afrikana mampiasa ny teny frantsay
Mankalaza ny faha 50 taona nahazoana ny fahaleovantenany ny tany Afrikana mampiasa ny teny frantsay amin’ity taona 2010 ity. Ho fanamarihaa io fitsingerenana io dia nisy fihaonan’ny Afrika-Frantsa tany Nice,...
Hongrie: Tatitra an-tsary sy video avy amin'ireo mpitoraka blaogy momba ny tondra-drano
Tsy mbola tapitra akory ny tondra-drano namely ny faritra Afovoany sy Atsinanan'i Eraopa tamin'iny herinandro lasa iny. MTI, masoivohom-baovao iray avy any Hongrie, dia nitatitra fa hatramin'ny 15 May fa...
Emirà Arabo mitambatra: nahita rameva
Raha miteny amin'olona ianao fa mipetraka any amin'ny helodrano Arabika , dia zavatra roa no tonga ao an-tsain'izy ireo – ny solika sy ireo rameva. Noora Nasrallah, izay mi-tweet amin'ny...