Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Jona, 2020
Tranonkala sôsialy shinoa miampanga ny Fetiben'ny fihinanana hena alika ao Yulin
Niteraka fampiakarampeo mafy tety anaty tambajotra, tonga hatramin'ny fanaovana antso hanaovana ankivy ilay hetsika, ny fetibe fanao isantaona atokana ho an'ny hena alika ao Yulina, faritanin'i Guangxi, atsimo-andrefan'i Shina
Mamorona fitaovana anti-viriosy vita an-toerana i Mozambika
Notoroan'ny governemanta ny vahoaka hanamboatra maska vita ao an-toerana amin'ny fampiasana capulanas – fitafy nentim-paharazana Mozambikana anaovan'ny vehivavy amin'ny ankapobeny – sy ireo fitaovana hafa efa mety ho vonona avy hatrany.
Ny fiakaran-danjan'ny artemisia any Kamerona ao anatin'ny ady amin'ny COVID-19
Raha mitohy ny fitombon'ny trangana coronavirus tany Kamerona dia maro tamin'ireo mino ny fanasitranan'ny ravinkazo ao an-toerana no nitodika tany amin'ny zavamaniry mahery artemisia rehefa nikasa ny hanokatra indray ny toekaren'ny firenena ny governemanta.
Tokony hidika zavatra maro amin'i Trinidad & Tobago ny andro erantany ho an'ny tontolo iainana amin'ity taona ity
Raha nisy ny vaovao nitondra fankaherezana, mijanona ho tsy resy lahatra kosa ireo mpampiasa media sôsialy fa mbola tsy akaiky ny hifaranan'ny tolona hiarovana ny tontolo iainana.
Soa ho an'ireo Nepaley mpaka sary ny voahary ny fiverenan'ireo vorona mandritra ny fihibohana noho ny COVID-19
Nitondra tontolo nanome vahana ny vorona ireo herinandro maro nihibohana ka nampihena ny fandotoana sy ny fitrandrahana ataon'ny olona.