Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2019

Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Marsa, 2019

Nahatsangana indostrian'ny dibera kakaô faharoa ny potipotika sôkôla any Cote d'Ivoire

Vehivavy Ivoriana manamboatra dibera kakao ary mivarotra izany any amin'ny mpanamboatra savony, amin'ny alalan'ny fampiasana potipotika sôkôla avy amin'ny indostrian'ny kakaô miroborobo any Cote d'Ivoire izay lehibe indrindra manerana izao tontolo izao.

Rivodoza nandrava tany Zimbaboe sy manerana ny Atsimon'i Afrika

"Mampalahelo fa nisy ny aina nafoy sy ny fananana simba."

Izay Nampianarin'ireo ‘Tatin-jaza’ Ahy Mikasika An'i Eoropa

"Miaraka amina fidirana tsy misy teritery amin'ny aterineto sy amin'ny fampahalalam-baovao, nifoha ny saina tia manadihady tao anatiko ary nanomboka nihevitra an'ireo tsy mampiasa afa-tsy fisaina roa fototra, toy ny "mandroso" sy "efa lany andro", ka mamerina manadihady indray ny politika ao Tiorkmenistana sy any Andrefana."