Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Jolay, 2016
Niteraka Adihevitra Momba Ny Fanagadrana Biby Ao Arzantina Ny Fahafatesan'i Arturo, Orsa An-tendrontany
“Inona no lesona tsoahin'ny olona rehefa mijery orsa manirery, gadraina, ary ao anatin'ny mari-pàna 40 degre amin'ny fotoam-pahavaratra? Fa hoe manana hery hifehy sy hanova ny fiainan'ny biby ho an'ny haitraitrantsika manokana sy manova azy toy ny fampianarana sy asa fiarovana isika.”
Sarin'ny Lolo Mirehitra Mahagaga sy Mahatalanjona Ao Japana
Toerana mahafinaritra ny eto an-tany.
Fifaninan-tSary Mamoaka Ny Biby Sy Zavamaniry Mahatalanjona Ao Amin'ny Farihy Ohrid Ao Makedonia sy Albania
Asehon'ireo sary ny vorombe mangina, trondro sy hazandranomamy isan-karazany ary misy ihany koa aza fanaka an-trano ao anaty rano na amoron-drano.
Chile: Miady Amin'ny Krizy Ara-Tontolo iainana Antsoina Hoe ‘Ny Samonta Mena’
Ilay tranga fantatra amin'ny anarana hoe "samonta mena," hita manerana ny firenena, dia namoizana salmon maherin'ny 24 tapitrisa ary karazam-biby an-dranomasina hafa an-jatony.
Solika Manandanja Hitan'ny ExxonMobil Eny An-dranomasin'i Goiana, Miteraka Fanontaniana Momba Ny Hoavin'ny Firenena
"Antenaiko fa ho fantatry ny governemanta eto Goiana ny hoe mety hisy fiantraikany ratsy na tsara ho an'i Goiana io, arakaraky ny fomba hitondrany azy."