· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Oktobra, 2007

Afghanistàna : I Baban'i-Safrana

Ny blaogy Safrang dia mitantara [Anglisy] ny tantaran'i « I Baban'i-Safrana » [Baba-i Za’faran] izay mpamboly rongony sy zava-mahadomelina taloha ary niova ho mpamboly Safrana ankehitriny [FANAMARIHANA: tsongaina avy amin'ny...

15 Oktobra 2007

Ny tohadranon’i Nam Tha

Ny blaogy New Mandala dia mandinika ny volavolam-pananganana tohadrano any Laos ataon’ny orinasa sinoa iray, sy ny mety ho vokatr’izany eo amin’ny fiainan’ny olona ao an-toerana. Preetam Rai

02 Oktobra 2007