Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Aogositra, 2013
SARY: Tatitra momban'ny Tondra-drano Avo Any Amin'ny Renivohitr'i Filipina
Nikapoka an'i Filipina ilay rivomahery tropikaly Trami ary niteraka tondra-drano goavana tany Manila sy ireo faritany manodidina. Olona maherin'ny dimy hetsy no niharan'io rivomahery io.
Hetsi-panoherana Makedoniana Manoloana Ny Fanesorana Hazo Ao Skopje
Nisy fiitarany tahaka izay efa nitranga tao Torkia sy Serbia ny hetsi-panoherana niainga tamin'ny fanapahahana hazo vitsivitsy.


