Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Mey, 2015
Manambatra Ny Hery Ny Radio Ambulante Sy Ny Global Voices Ao Amerika Latina
Radio Ambulante dia fandaharana iray amin'ny teny Espaniola izay mitantara ny tantaran'ireo Amerikàna Latina avy amin'ny faritra rehetra miteny Espaniola, tafiditra ao anatiny i Etazonia.
Manao Famoretana An-kerisetra Amin'ireo Mpampianatra Manao Fihetsiketsehana Ao Brezila Ny Polisy
Nitatitra ny gazety ao an-toerana fa olona 213 no naratra. Nilaza anefa ny governemantam-panjakan'i Paraná fa 160 ihany no naratra.
Milaza Inona -Momba Antsika Sy Ny Tambajotra Sosialy Ny Fandraràna Ny Zavakanton'ny Fitanjahana?

Ity lahatsoratra ity dia fiandohan'ireo lahatsoratra maro mbola heverina havoaka izay mandalina ny fomba maro hiatrehan'ireo artista ny fandraràna anaty aterineto. Ny zavatra niainan'i Erika Ordisgotti, Venezoeliana iray artista, no niainganay.
Manao Diabe Hitaky Ny Fametram-pialàn'ireo Mpitarika Ambony Ny Goatemalteka An'arivony
Araka ny filazan'ireo mpanadihady, tsy mitovy amin'ireo fihetsiketsehana manohitra ny "kolikoly araka ny mahazatra" ity fihetsiketsehana ity, satria mety hitarika any amin'ny krizy ara-pitantanam-panjakana, fifidianana mialoha na fanonganam-panjakana mihitsy aza.