Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Mey, 2016
Aloka Manga Mahafinaritra Omen'ireo Voninkazon'ny Zakarandahy Mamelana Ao Kathmandu
"Tsy fahita firy ny lalambe miravaka toy ny fanaony rehefa mamelana ireo zakarandahy eo aminy."
Niharan'ny Voka-dratsin'ny Ny Haintany Ihany Koa Ny Biby Tao Kambodza
Nahitana tsy fahampian-drano tao amin'ireo faritany 18 amin'ireo 25 ao Kambodza, Kambojiana maherin'ny 2,5 tapitrisa ao amin'ny distrika miisa 100 no niharan'ny haintany.
Ahoana Ny Fiantraikan'ny El Niño Tamin'ireo Faritra Maina ao Myanmar
"Maina ny farihy ao akaikin'ny tanànanay roa volana lasa izay. Afaka nampiasa rano hatramin'ny volana Martsa izahay tamin'ny taona lasa, tsy tahaka ny tamin'ity taona ity."
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast: Ireo Mpiaro
Amin'ity herinandro ity izahay hitondra anao any Kambodza, Syria, Tajikistan, Gambia ary Kolombia
Herinandro Maromaro Mahamay, Nanao Ahoana i Myanmar Tratran'ny Tadion'Havandra Ratsy Indrindra Indray Tao Anatin'ny 50 Taona?
Rivomahery no nandona an'i Mandalay, Sagaing ary ny fanjakan'i Shan sy Chin, raha havandra mitovy habe amin'ny baolina golf no nirotsaka tamin'ireo faritra ireo.
Inona Ny Idiran'ny Lalao Cricket IPL Amin'ny Tantsaha Tratran'ny Haintany ao India?
Maro nahatratra hatramin'ny 3.228 ireo tantsaha matin'ny famonoan-tena tao Maharashtra tamin'ny 2015; izany hoe saika tantsaha sivy isan'andro izany.
Miantso Ny Fiarovana Ireo Mpiaro Ny Tontolo Iainana Eny Ifotony Ao Kambodza Ny Tambajotra “Tsy Mila Iray Fanampiny”
"Asa manan-danja indrindra azon'ny tsirairay atao ny fiarovana ny tontolo iainana, ka tsy tokony ho anisan'ireo mampidi-doza."
Nanafoana Ny Fandefasana Ilay Sarimihetsika Momba Ilay Mpiaro Ny Tontolo Iainana Nisy Namono
Manome ohatra hafa amin'ny kolontsaina misongadin'ny tsimatimanota ao Kambodza sy ny halavan'ny tanan'ny governemanta hiarovana azy io izany fandraràna izany .