Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tonizìa : Saintsaina mikasika ny tontolo iainana

Ny blaogy AquaCool avy any Tonizìa dia mizara amintsika izay mba saintsainy mikasika ny tontolo iainany [Anglisy].

[…] 3 years ago, I looked really stupid when I used to separate my plastic waste from the rest of my garbage, since there were no recycling services provided to the public. Now the project that started 2 years ago as a contest to spread awareness has turned out to be a big success and there are plastic-waste containers almost everywhere now for the public to comfortably fill with plastic wast.

[…] Telo taona lasa, ohatry ny vendrana aho rehefa mampisaraka izay fako plastika-ko amin'ny fako hafa, satria tsy misy akory sampan-draharaha izay miandraikitra ny fanodinana ireo plastika ireo ho fampiasa indray. Ny tetik'asa izay nanomboka toy ny endriky ny fifaninanana hampifoha kokoa ny toe-tsain'ny mponina, roa taona lasa izay dia tena lavorary ka ahitana fanariam-pako azahoan'ny olona anariana plastika ombieny ombieny ankehitriny.

Amira Al Hussaini

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.