Ny tohadranon’i Nam Tha

Ny blaogy New Mandala dia mandinika ny volavolam-pananganana tohadrano any Laos ataon’ny orinasa sinoa iray, sy ny mety ho vokatr’izany eo amin’ny fiainan’ny olona ao an-toerana.

Preetam Rai

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.