Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Avrily, 2019

Kiobà : Fisamborana ilay bilaogera Yoani Sànchez

  25 Avrily 2019

Nosamborina tao amin'ny faritany atsinanan'i Bayamo izay nandehanany mba hitantarana ny fizotry ny fitsarana iray ilay bilaogera Kiobana Yoani Sánchez. Nanome vaovao ny tambajotra sosialy sy ny fampahalalam-baovao hafa na dia tsy mbola fantatra aza ny antsipiriany momba ny antony nisamborana azy.