Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Marsa, 2010
Sina: Resaky ny samy mpanivana aterineto
Dikasary iray mitovy amin'ny fàfan'ny solosaina maneho ny resaky ny vondrona QQ mpanivana aterineto no nivezivezy tanaty Twitter. Izy ity dia manampy ny olona aty ivelany hahatsapa ny fomba fiasa...
Ejipta: Mafana fo nosamborina noho ny famoronana vondrona Facebook
Dr. Ashraf Wagdy, Ejiptiana iray mafana fo avy amin'ny elatra havia, dia nosamborina omaly tamin'ny 7 ora hariva ora iraisam-pirenena. Nanangana vondrona Facebook iray izy mba ho tosika ho an'i...
Sina: Endrika marobe isehoan'ny fanivànana aterineto
Ny 12 Martsa no Andro manerantany Hiadiana amin'ny Sivana amin'ny Aterineto ka namoaka ny lisitra farany avy aminy “Ireo fahavalon'ny Aterineto” ny Reporter without Border [Reporters sans frontières] izay manondro...
Ejipta: Fanapahan-kevitry ny governemanta hanakana ny Skype mampiasa ny Modem USB
Toa miezaka ny hifehy ny habaky n y aterineto ny governemanta Ejiptiana raha ny tsaoa ary ireo mponin'ny aterineto dia miroso hatrany mankany mankany. Na dia hoe, tsy ananana porofo...
Lahatsoratra iray hiadiana amin'ny Sivana aminy Aterineto
Mino ny Fahalalahana Miteny ve ianao? Heverinao ve fa azon'ny saina leferina ny fitarafana ny momba anao sy ny fitsikilovana anao rehefa eo amin'ny aterineto?! Heverinao ve fa zonao ny...
Hiaro ny zon'ireo fahavalonao ara-politika ve ianao? (momba ny sivana Alzeriana)
Ho lahatsoratro voalohany eto amin'ny Global Voices Advocacy, te-hametraka adihevitra aho mikasika olana iray nitambesatra ela tamiko hatramin'ny nivoahan'ny vaovao milaza voalohany ny fahatapahan'ny vohikala politika teto Alzeria. Izany hoe,...
Italy :Nanameloka mpitantana telo ao amin'ny Google noho ny tsy fanajàna ny fiainana manokana
Tamin'ny herinandro lasa teo, mpitsara Italiana iray no nanameloka tomponandraikitra ambony telo avy amin'ny Google tamin'ny tsy fanajàna ny lalàna Italiana mikasika ny fiainana manokana noho ny video iray nampakarina...
Egypta: mpitoraka blaogy iray nalefa hiatrika fitsarana miaramila noho ny lahatsoratra nataony efa ho herintaona lasa izay
Sambany teto Egypta, nalefa hiatrika fitsara-miaramila noho ny zavatra nosoratany teto amin'ny aterineto ny mpitoraka blaogy iray. Ahmad Mostafa (mpianatra) dia nanoratra tao amin'ny blaoginy Maza Asabak ya Watan (Inona...