Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Novambra, 2018
Hanaraka ny dian'ny Emira Arabo Mitambatra sy hanasivana ny tolotra VoIP ve i Syria?
Handrahona mivantana ny zon'ny Syriana hanana fiainana manokana sy ny fahalalaham-pitenenana ny politikan'ny fandrarana tolotra VoIP.
Nampandoa onitra goavana ho an'ny tranonkala tsy miankina iray ireo mpandrindra ny media Rosiana
"Midika mazava fa bankirompitra sy fanakatonana avy hatrany ho an'ny gazetiboky izany."
Badiucao, mpanao sariitatra politika, nanafoana tampoka ny fampirantiany tao Hong Kong — avy eo tsy nandrenesam-peo
...ny fomba tsara indrindra hanohanana ireo mpankanto iharan'ny fandrahonana dia ny fanapariahana ny asan'izy ireny hameno ny habaka rehefa ahafahana manao izany....
Israa Al-Ghomgham, vehivavy Saodiana miatrika sazy ho faty noho ny fihetsiketsehana milamina
Miatrika fanamelohana ho faty any Arabia Saodita ilay mpiaro ny zon'olombelona Israa Al-Ghomgham, noho ny asany mifandraika amin'ny zon'olombelona tsy misy herisetra.
Netizen Report: Miely manerana an'i Afrika atsimon'i Sahara ny hetran'aterineto — ary mampangina olompirenena
Milaza ireo fanamby, fandresena ary fironana misongadina amin'ny zo an'aterineto manerantany ny Advox Netizen Report.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...