Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Desambra, 2017
Ny Andrana “Explore Feed” an'ny Facebook, Manimba Ny Fandraharahàna Madinika, Ny Fikambanana Tsy Miankina Ary Ireo Vondrona Politika ao Kambodza
"Tamin'ny fanapatapahana ireo vaovao avy amin'ny faham-baovaon'ny olona....notapahan'ny Facebook ny loharanombaovao ho an'ireo Kambodziana an-tapitrisa."
Maraoka: Tranonkalan'ny Mpanohitra Efatra Notampenam-Bava
(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny 22 janoary 2009) Tranonkala efatra an'ny Jama'a Al Adl wa Al Ihsan (Fahamarinana sy Ara-panahy, amin'ny teny arabo), Hetsika Islamika Maraokàna lehibe indrindra (tsy nahazo...
Mamoritra ny Fahalalahana Miteny ny Fitondrana ao Vietnam, Fanagadrana Henjana ho an'ilay Mpaka Sary Mpanao Gazety sady Bilaogera
"Tsy vitan'ny hoe fanitsakitsahana ny zon'olombelona ny famoretana ireo olon-tsotra mpampita vaovao fa vato misakana lehibe amin'ny fanirian'i Vietnama ho lasa fihaonan-dalan'ny teknolojia sy ny fanavaozana ihany koa"
Miatrika Sazy 15 Taona An-tranomaizina Fanampiny I Nabeel Rajab Mpiaro Ny Zon'olombelona Bahrainita
Any am-ponja i Rajab noho ny asany mifandraika amin'ny fiarovana ny Zon'Olombelona sy noho ny fanehoany hevitra an-kalalahana.
Nolavin'ny Afgàna ny Fandraràna ny WhatsApp, Vitany ny Nampilefitra ny Fanjakàna
"tsy maintsy esorina avy hatrany io fandraràna io, na ny anarana Ghani no ho atsofokay ho tohin'ny an'ireo mpanao didy jadona toa an'i Poutine, Bashar Assad, Kim Jong Un sy ny maro hafa."
Mpanao Sariitatra Niakatra Fitsarana Noho Ny Fanaovana Ny Sarin'i Jesoa
Miatrika fiampangana noho ny fanevatevana finoana sy famporisihana fifandonana ara-pivavahana tamin'ny alalan'ny sariitatra maneho an'i Jesosy ilay mpanao sariitatra Palestiniana-Jordaniana.