Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Jona, 2020
Ampiarahana amin'ny fanakatonana gazety ny ady amin'ny COVID-19 ao Afovoany-Atsinanana
Ho ampahany amin'ireo fepetra hiadiana amin'ny COVID-19, i Jordania, i Oman, i Maraoka, ary i Emirà Arabo mitambatra sy i Yémen dia samy nandràra avokoa ny gazety an-tsoratra mandra-pisian'ny toromarika vaovao indray.
Kasain'i Timor-Leste haverina ampiharina ny lalàna manameloka ny fanalambaràka, na eo aza ny ahiahy momba izay fiantraikany amin'ny fahalalahana maneho hevitra
"Loza mitatao ho an'ny rehetra io tolodalàna io, indrindra fa ireo olona marefo tsy manana fifandraisana politika na tsy manam-bola. "
Momba ny Advox
Tetikasan'ny Global Voices ny Advox. Tambajotram-bilaogera sy mpikatroka an-tserasera manerantany nanoka-tena ho amin'ny fiarovana ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fahazoana vaovao malalaka an-tserasera izahay. Taterinay izay fandrahonana fanehoan-kevitra an-tserasera,...
Lavin'i Taiwan ny hanolotra ilay mpitsabo mpanampy “nanevateva” ny filoha Filipiàna tao amin'ny Facebook
"Tsapako fa nohenoin-dry zareo izay zavatra nezahako nampitaina ary izany dia mampiseho fa eto Taiwan, omena lanja tokoa ny demaokrasia."