Tantara mikasika ny lahavolana-Summit
Nampanginina Tamin'ny Anaran'ny Chavismo, Fombam-pivavahana Politika Venezoeliana
Mifamatotra lalina ny fotokevitry ny "tanindrazana", "firenena", fanjakàna", "governemanta" ary ny "chavismo" any Venezoalà ka tsy voaavaka.
Aterineto Sy Vetaveta. Fanehoana Hevitra, Fikatrohana, Fitsipika
Ao anatin'ity resaka ity ireo vehivavy mavitrika, mpandray fitenenana, dia niditra lalina tamin'ny mety ho endriky ny fandalàna ny maha-vehivavy ety anaty aterineto.