Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Jona, 2009
Pero: Fanohintohinana ny zon'olombelona sy ny fahalalàhana miteny
Nanomboka tamin’ny nandravàn’ny mpitandro filaminana ny barazy natsangan’ireo zanatany [indizena] mba hanoherana lalàna iray (DL 1090) izay eritreretin’izy ireo ho mandika ny zony amin’ny tany navelan'ny razany ny fandatsahan-drà tany...