Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Oktobra, 2017
Herintaona Taorian'ny Fandraràna Gazety Iray, Mbola Atao Fahirano Hatrany Ny Media Tsy Miankina Ao Oman
Efa maherin'ny herintaona izao no nakaton'ny manampahefana Omeniana ny gazety Azamn tsy miankina amin'ny teny Arabo noho ny fandrakofana ataony mikasika ny kolikoly ao amin'ny Sultanate. Mbola any am-ponja, mamita sazy herintaona an-tranomaizina i Yousef Al-Haj, iray amin'ireo tonian-dahatsoratry ny gazety.
Tafaverina An-Tserasera ao Iran Ankehitriny ny Tranonkalam-Pihainoana Hira Soundcloud sy Spotify
Efa azon'ny Iraniana idirana amin'izao fotoana izao ny Spotify sy ny Soundcloud.
Hong Kong : 40 Taona Aty aoriana, Mitsahatra Ny Fanontàna Ny Gazetiboky Manohitra Ny Kaominista
"Te-hanoratra zavatra aho nefa tsy mahita ho lazaina. Amin'ny vanim-potoana tahaka izao, inona no azoko ambara?
Nanao Fitokonana Tsy Nihinan-kanina Ny Bilaogera Roa Nogadraina Tao Alzeria
Tafihana ny fahalalaham-pitenenana sy ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety ao Alzeria.