Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Oktobra, 2010
Hong Kong: Mafàna fo telo anaovan'ny Facebook antsojay
[Fanamarihana: Ny rohy rehetra miasa ato dia amin'ny teny anglisy avokoa] Tamin'ny herinandro lasa, kaontina mafana fo telo avy ao Hong Kong no nahanton'ny Facebook. Izy ireo dia mpitantana vondrona...
Shina: lahatsoratra iray tapitrisa isan'andro no esorina ao amin'ny Baidu Tieba
Araka ny tatitra ao amin'ny tech.163 tamin'ny 13 Oktobra 2010, nolazain'i Shu Xun lehiben'ny Baidu Tieba, fanaovana dinika mipoitra amin'ny nahiny (automatique) amin'ny alalan'ny fikarohana voambolana, fa dinika eo ho eo...
Ejipta: Fepetra Vaovao Hanaraha-maso ny Votoatin'ny SMS
Ny National Telecommunications Regulatory Authority (NTRA), Manampahefana mpandrindra ny fifandraisandavi-pirenena, dia nanapa-kevitra hametraka rindran-damina vaovao ao Ejipta tamin'ny 11 Oktobra hanerena ireo orinasa rehetra mpandefa hafatra fohy (SMS) gaboraraka mankany amin'ny finday mba haka fahazoan-dàlana avy amin'ny sampan-draharaham-pirenena sy hàka fankatoavana mikasika ny votoatin'ny hafatra alohan'ny handefasana azy ho ana sokajin'olona manokana, izay napetraka hanaramaso ny tolotra SMS
Sina: Rehefa tapaka ny tambajotra ao Xinjiang…
Taorian'ny sahotaka tao Urumqi tamin'ny 5 Jolay 2009 dia tapaka nandritry ny volana maro ny tambajotra sy ny fifandraisana tao Xinjiang. Hatreto, tsy dia nisy tatitra mazava mikasika izay zava-niseho. Tsy ela akory izay dia nisy mponin'ny aterineto nanome antsipirihany momba ny zava-nitranga teo anelanelan'ny 6 Jolay sy ny 25 Desambra 2009 tao Xinjiang ao amin'ny daynew.net. Ity ambany ity misy famintinana fohy an'ilay tatitra.
Hanoi dia nisambotra ilay mpitoraka bilaogy Pham Minh Hoang noho ny fanehoany am-pilaminana ny fijery politika ananany
Lahatsoratra nosoratan'i Trinh Nguyen ary nivoaka tao amin'ny Advocacy tamin'ny 29 Septambra 2010. Fampidirana avy amina fanasana bilaogy iray an'i Trinh Nguyen , mpikambana ao amin'ny Viet Tan izy ity....