Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Janoary, 2012
Iran: Islamika Mpitondra Fivavahana Sady Mpitoraka Bilaogy Mitokona Tsy Mihinan-Kanina
Tanatin'ireo 33 taona hatramin'ny nisian'ilay Fiovàna Islamika, lasa karazana paradisa ho an'ireo mpitarika fivavahana Islamika izay nahazo fahefana sy mitondra ny firenena i Iran.
Ireo Teboka Lehibe Avy Amin'ny Kaongresy faha-28-n'ny “Chaos Communications”
Ny Chaos Communications Congress dia fihaonana isan-taonan'ny antsoina hoe Chaos Computer Club ao Alemaina, fikambanana isan'ny tranainy indrindra ahitàna ireo hacker eran-tany.Ilay fandaharanasa dia mampivady ireo resaka ara-teknika eo amin'ny sehatry ny fiarovana sy ny rindrambaiko malalaka amin'ireo resaka mikasika ny zo ny ny 'hacktivism' ety anivon'ny aterineto.
Ejypta: Navoaka Ny Fonja ilay Mpamaha Bolongana Maintimolaly Alaa Abdel Fattah
(Lahatsoratra navoaka voalohany tamin'ny 27/12/2011) Araka ny didy navoakan'ny Fitsarana Ady Heloka Bevava, noafahana ihany ilay mpamaha bolongana malaza Alaa bdel Fattah taorian'ny fitazonana azy vonjimaika nandritra ny 56 andro....