Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Jona, 2010
Venezoela: ireo mpampiasa Twitter, mpitoraka blaogy ary ireo mpikambana amina forum ao ambany mason'ny fitsaràna.
Ny tantara lavan'ireo fitsabahana amin'ireo banky any Venezuela [EN], dia nitarika tsaho marobe tsy azo nosorohana momba ny hoe banky iza indray no hiharan'ny fitsabahana ato ho ato. Ny Banky Federaly, niharany ny herinandro lasa teo, dia banky faha-roa ambinifolo nitsabahan'ny Governemanta nanomboka ny volana Novambra 2009. Herinandro lasa izay,...
China: Fanentanana ny mba hampiasàna ny tena anarana eo anivon'ny aterineto
Ho an'ny maro amin'ny mafana fo amin'ny fampielezam-baovao, ny fametrahana ny tena anarana eo anivon'ny aterineto dia fanitsakitsahana ny fiainana manokana, kanefa, ao China, misy sasantsasany amin'ireo olon-tsotra mafana fo no manentana ny hametrahana ny tena anaran'ny tena amin'izay rehetra atao eo anivon'ny aterineto mba hioharana ny tahotra. Tamin'ny volana...
Sina: Mpi-tweet maromaro nanjavona talohan'ny 4 Jona
Sinoa mpi-tweet maromaro no voasambotra sy voatana amponja hatramin'ny fiandohan'ny Jona tany – volana iray saro-pady noho ny fitsingerenan'ny datin'ny 4 Jona. Araka ny voalazan'i @tengbiao, mafana fo iray mpiaro ny zon'olombelona mipetraka any Beijing, dia enina raha kely indrindra ny mpi-tweet voasambotra hatramin'ny 1 Jona 2010. Dia ry @suyutong,...