Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Marsa, 2014
Fifaninanana Web We Want: Mamaly Fanafihana Ny Mpanao Sariitatra!
Iray volana izay, nanasa ireo mpanakanto rehetra ny fifaninana Web We Want mba hamokatra sarimiana momba ny lohahevitra fanarahamason'ny NSA ho fanohanana ny Andro Iraisam-pirenena #TheDayWeFightBack. -- ireto avy ary ireo mpandresy tamin'izany!
SARIPIKA: Hafatra Hoan'Izao Tontolo Izao Avy Amin'ny #AB14
Naka andian-tsary nandritra ny Fihaonan'ireo Bilaogera Arabo tamin'ny volana lasa ilay mpaka sary sady mpiaro ny zon'Olombelona Amer Sweidan. Amin'ity fanandramana fohy ity, mamariparitra ny fizotry ny fiarahamiasa amin'ny tetikasa i Amer.