Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Marsa, 2022
Rahonan'ny masoivoho Rosiana ao Skopje horaiketina ireo tsy mitovy hevitra amin'ny fironana ofisialy an'i Kremlin, lazaina ho ‘Russophobes (mankahala Rosia)’
Ny masoivoho Rosiana any Makedonia Avaratra no hany tany Balkana namoaka indray ny fampitandremana avy amin'ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny Rosiana fa "voarakitra tsara an-tsoratra" ny tranga “Russophobia (fankahalana Rosiana)”.