Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Jona, 2021
Mitady tale ho an'ny Tetikasa Advox ny Global Voices, mba hitarika ny asanay eo amin'ny teknolojia sy ny zo
Mitady Tale hitantana ny tetikasa Advox, hitarika ny tatitra an-dahatsoratra, ny fikarohana sy ny fikatrohana momba ny fiarovana ny fahalalaham-pitenenana sy ny zo nomerika ary ny teknolojia ny Global Voices.










