Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Mey, 2012
Nabeel Rajab: Mitohy Ny Tolona Any Bahrain
Navoaka tamin'ny alalan'ny fandoavana onitra $800 ny Filohan'ny Foibe Bahraini momba ny Zon'olombelona, Nabeel Rajab, hoy ny mpisolovava azy, Mohamed Al Jishi. "Ity no fotoana voalohany teo amin'ny fiainako nitanana ahy nandritra ny fotoana naharitra. Namafisin'ny zavatra niainako tany am-ponja ny finoako fa mpanao didy no mifehy antsika. Mila miziriziry...
Maty Tany Am-ponja Ilay Lehilahy Niharan'ny Sazy Noho Ny Fanoherana Mpanjaka Tao Thailand
Akong dia voaheloka hifonja 20 taona noho ny raharaha fanivaivàna mpanjaka izay tsy voaporofo akory natao azy, mifanaraka amin'ny lalàna momba ny Heloka Bevava Atao Amin'ny Alàlan'ny Solosaina any Thailand. Ilay rangahibe efa 60 taona, izay niady ela tamin'ny homamiadana amin'ny vava, dia heverina fa maty vokatr'io aretiny io. Ireo...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...