Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Janoary, 2021
Drafitr'i Googla hametraka Cloud any Arabia Saodita, “zavadoza” hoy ireo vondrona mpiaro zo nomerika
"Miaraka amin'ny angondrakitra tahiriziny ao Arabia Saodita, kely ny zoro hahafahan'ny Google sy Snap hanohitra izay fangatahan'ny governemanta Saodiana hahazo ny torohay manokanan'ireo mpampiasa tambajotra"
Mpianatra voasambotra tany Balochistan noho ny fitakiana ny fahazoana miditra amin'ny aterineto
Nanaovana herisetra, novelesina kibay ary nosamborina tao Quetta, Balochistan ny mpianatra maromaro noho ny fihetsiketsehana manohitra ny tsy fisian'ny aterineto taorian'ny niovan'ny fampianaran'izy ireo ho ampitain-davitra vokatry ny fepetran'ny COVID-19.
Noraran'ny Nosy Solomon noho ny “votoaty manimba” ny Facebook
"Aza miditra amin'ny fiainam-bahoaka sy mampihatra ny lalàna sy mandray fanapaha-kevitra hahasoa ny tenanao manokana na ho fiarovana anao manokana araka ny fahitana azy amin'ny fandraràna ny Facebook."