Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Febroary, 2010
Egipta: Nofoanan'ny Fitsaràna ny sazin'ilay mpitoraka blaogy Wael Abbas
Noafahan'ny fitsaràna Egiptiana ilay mpitoraka blaogy Wael Abbas rehefa nahazo sazy enim-bolana avy amin'ny fitsarana ambaratonga voalohany. Tamin'ny volana Novambra no navoaka ny didim-pitsarana taorian'ny tsy fifanarahana nisy teo amin'i...
Shina: rafi-pisoratan'ny vohikala anarana
Araka ny navoakan'ny gazety Sohu IT tamin'ny 22 febroary dia namoaka filazana ny Minisiteran'ny Indostria sy ny Teknolojian'ny fampahalalam-baovao (MIIT) ka mangataka ny hanamafisana ny rafitra isoratana anarana (amin'ny famoahana...
Malezia: Sarotra fafàna ny fanalàna baraka ny fiandriànana
Ilay Maleziana mpitoraka blaogy, Khairul Nizam Abd Ghani, na “Aduka Taruna”, dia nosamborina tsy ela akory izao noho izy notondroina ho nanala baraka an'i Sultan Iskandar ibni Almarhum Sultan Ismail,...