Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Jolay, 2023
Lasa ny sasany, mbola manohy manoratra ny hafa, fa ny literatiora ao Karaiba kosa miaritra
"Raha navoakan'ny Peepal Tree Press taorian'ny nahafatesany ny tantara nosoratan'i Rahim, dia voalaza ho isan'ireo "tantara tsara indrindra tao Karaiba" ilay izy. miresaka fanontaniana marobe momba ny fiarahamonina sy ny maha-olombelona napetrak'ireo goavan'ny famoronanan tantara, avy amin'i Eliot mankany amin'i Lovelace"
WordPress, torolàlana sy fampahatsiahivana: Fanehoana amin'ny fiteny niaviany ireo tsonga nadika
Rehefa fiteny hafa noho ny ao anaty lahatsoratra no nalainay, ampidirinay mandrakariva ireo fiteny tany am-boalohany nakàna ny tsonga, ampiarahana amin'ny dikanteny.
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna #03
Ato anatin'ny fizaràna “Les mots ont la parole - An'ny voambolana ny fitenenana”, asongadinay ireto voambolana na fomba fiteny telo ireto: coming-out; le viens on reste; sy ny Шаромыжник [charomyjnik].
Franca Umasoye Igwe: Mampiroborobo ny fiteny Ekpeye ao Nizerià
Franca Umasoye Igwe no mampianatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang manomboka ny 6 hatramin'ny 12 Jolay 2023, hizara ireo fomba sarobidy tsy lany hamamiana momba ny fiteny Ekpeye ao Nizerià.
Ao Togo, mpanao gazety notolorana loka noho ny ady ataony amin'ny kolikoly, voatery miaina an-tsesitany
Ao Togo, ny fahavononany sy ny fiaretan'i Ferdinand Ayité, mpanao gazety, no nahazoany loka iraisam-pirenena, saingy tsy nanaova ny fiainany an-tsesitany.
Fitsaràna ao Ekoatora manasongadina ny fifandroritan'ny filàna harena ankibon'ny tany erantany sy ny fiarovana ny zavamananaina
"Ny fihavaozan'ny fahalinana amin'ny fitrandrahana mineraly dia manamafy ny efitra, efa tsy vita nihoarana tany aloha, any amin'ireo toerana manana rohivoary tena goavana isankarazany", hoy i Carlos Varela mpisolovava
Toroga Denver: mpampiroborobo ny fiteny Khoikhoi ao Afrika Atsimo
Toroga Denver no mampianatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang manomboka ny 29 Jona hatramin'ny 5 Jolay 2023, hizara ireo fomba sarobidy tsy lany hamamiana momba ny fiteny Khoikhoi ao Afrika Atsimo