avylavitra · Mey, 2023

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Mey, 2023

Tafa nifanaovana tamin'i Pierre-Emmanuel Farret

  28 Mey 2023

Iza moa ianao ? Mpianatra manomana Master LLCER amin'ny seha-pikarohana momba ireo tany mampiasa sy miteny anglisy aho. Ahoana no nahitànao ny GV ? Naniry ny hanao asa fandikàna aho mandritra ny fotoana mampahalalaka ahy, saingy tsy nahafantatra hoe iza no ho atonina. Dia nikaroka tao amin'ny Google ary nahita anarana fandalinana...