Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Septambra, 2022
Guaraní iray mpanao gazety manontany tena momba ny tsy fisian'ny fandrakofam-baovao manadihady ny fitrandrahana solitany ao Gran Chaco
Rehefa mikaroka ny hoe « fitrandrahana solitany » any anaty media sasantsasany, inona no hita ? Elías Cerezo mahita fa aseho ho toy ny mariky ny fandrosoana ireny teny ireny.
Tanora guaraní manontany tena momba izay antony tsy ahitàna ny fitenindreniny eny anaty media
Rehefa manao fikarohana ny teny iray hoe "vahoaka indizeny" ianao any anatin'ny media sasantsasany, inona no hitanao? Ho an'i Rober Degni Abapori dia manondro ny fizakantenan'ireo indizeny ireny
Fantaro i Ganesh Birua, tompondaka mitondra ny fiteny indizeny “Ho” ho ety anaty tambajotra
Ganesh Birua dia tanora mpikatroka avy ao amin'ny fanjakana indiàna ao Odisha. Niresaka taminy ny Rising Voices mba hahafantarana misimisy kokoa momba ireo ezaka ataony hitondrany ny fitenindreniny ho ety anaty aterineto.