Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Jolay, 2019
#MeToo ao Birmania : Fanadihadiana roa mamboraka ny fiantraikan'ny hetsika fanomezam-pitenenana ny vehivavy
Mba handrosoan'ny zon'ny vehivavy, tsy maintsy iadiana ireo fomba fisaina tompomenakely toy ny « hpon », fotokevitra mametraka ny lehilahy ho ambony noho ny vehivavy.
Sarahan'ny toetany sy ny politika, fa atambatry ny GV!
"Raha tsy noho ny Global Voices, tsy ho nifandray isika." - hoy i Subhashish Panigrahi
Maninona aho no mandika ho an'ny GV ?
(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Desambra 2014) Ao anatin'ny fankalazàna ny Andron'ireo Mpirotsaka an-tsitrapo, mandefa ity fitsapankevitra ity ny GV ho an'ny vondrom-piarahamonina Lingua. Angamba aho amin'izao fotoana izao miasa...
Hitady ahy!
Nianatra zavatra betsaka avy amin'ny tsirairay teto aho! Tsy ho ampy ny fisaorako ny rehetra! Tena manana lanja be amiko ny GV satria ny GV koa no nahafantarako ny tenako ! Tiako daholo ianareo !! Indrindra fa ny TARIKA GV PAKISTANA misy ahy!!
Marie Bohner: GV no nahazoako fahatokisantena hanoratra
Frantsay ny reniny ary Alemàna ny rainy, tanaty tontolo iraisampirenena sy miteny fiteny maro no nitomboan'i Marie Bohner satria tanaty taranja iraisampirenena izy no nobeazina. Hatramin'ny fahazazàny, nanana namana avy...
Topimaso amin'ny fahitàna vehivavy amerindiàna any anaty sarimihetsika meksikàna
Carmen Martínez ("At' Anni'", 2019), Ángeles Cruz ("Arcángel", 2018) ary Yalitza Aparicio ("Roma", 2018) no anaran'ireo vehivavy indizeny meksikàna fantatry ny olona eo amin'ny sehatra erantany.
Ampahafantarina anao i Yazmín Novelo, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 10 – 16 Jona
Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra...
Ampahafantarina anao i Oralia Villegas García, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 1 – 7 Jolay
Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra...