Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

avylavitra · Avrily, 2019

imailaka avylavitra

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Avrily, 2019

30 Avrily 2019

Harem-bakoka ara-kolontsaina sy ny alika mirenireny, samy voadona amin'ny fiverenan'ny Formule1 ao Bakou

"Isantaona ve isika mampiasa vola amin'ny Formule 1 fa tsy amin'ny fampianarantsika ? Nahoana?"

26 Avrily 2019

Afaho Kareem: Nirotsaka koa ny tao Karaiba

Ny fahalalahana miteny voaporiporitra any ananona any, dia famoriporetana ny fahalalahana miteny manerana ny tany

24 Avrily 2019

Nepal: Mirehitra i Madhesh

Efa taonjato maro ireo Madhesi no natao anjorom-bala. Ao anaty fitroarana izy ireo ankehitrin, izay tsapa ho toy ny ampahany faharoa eto amin'izao tontolo izao manetsika ny Revolisiônan'y Aprily [...] Raha ampahany ao anatin'i Nepal i Madhesh, dia nahoana ireo Madheshis no tsy omena vintana ho afaka hanao raharaha miaramila?

Topimaso amin'ny tanjon'ny Emirà Arabo Mitambatra mba hanana angovo azo havaozina

Ny firotsahana an-tsehatry ny UAE momba ny resaka fiovàn'ny toetrandro 2021 dia "tsy mifanaraka amin'ny fihazonana ny fiakaran'ny hafanan'ny tany ho ambanin'ny 2°C, raha tsy hiresaka afa-tsy ny famerana azy io ho 1.5°C takian'ny fifanarahana tao Parisy.””

22 Avrily 2019

Fepetra manavakavaka noheverina hiaro amin'ny herisetra ara-nofo, nokianin'ireo vehivavy malagasy

Ao anatin'ny fiarahamonina malagasy, tendron'ny vongan-dranomandry iray goavambe fotsiny ihany ny herisetra manjo ny vehivavy

21 Avrily 2019

Dokambarotry ny Orinasa Bangladeshi Mpanao Loko, Nokianin'ireo Mpandàla ny Zavakanto Nentindrazana Alpana

"Ny Berger kosa manolotra ny loko voatrolombelona novokariny ho an'ireo Alpana mpanakanto ao amin'ny vohitr'i Tikoil . Tsy ilain'ireo mpankanto intsony ny handoko manaraka ny vanintaona tsirairay, haharitra mandrakizay ny loko. Zava-doza!"

20 Avrily 2019

Vovonana 2019 ho an'ny Gazetin'Olontsotran'ny Global Voices Azia-Pasifika

Blaogim-Piarahamonina GV

Ny 30 May hatramin'ny 2 Jona no hatao ao Taipei, Taiwan ny Global Voices Asia Pacific Citizen Media Summit 2019 (Vovonana 2019 ho an'ny Gazetin'Olontsotran'ny Global Voices Azia-Pasifika). Antenainay fatratra ny hahita ano hanjohy anay.

05 Avrily 2019

Sarimiaina Manazava Ny Fanohintohinan'ilay Lalànan'ny Fifandraisandavitra Ny Fahalalahana Miteny Ao Myanmar

GV Mpisolovava

"Matetika ilay lalàna no ampiasain'ireo matanjaka mba hampanginana izay tsy mitovy hevitra aminy, ary miaraka amin'ireo tranga an-jatony mahery voarakitra, dia tena mandresy lahatra tokoa ny ho fiantraikany hihanaka amin'ny fahalalahana maneho hevitra."