Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Marsa, 2009
Ny “New Citizen Media Projects Foster Rising Voices” tany Côte d'Ivoire, Liberia, Sina, Mongolia, ary Yemen
Tamin'ny volana Janoary dia tolotra maherin'ny 270 avy amin'ireo mpikatroka mafana fo, mpitoraka blaogy, ary ONG [Fikambanana tsy miankina] no voarainay, izay samy maniry mafy ny hampiasa ny fitaovam-pampitàna vaovaom-bahoaka...
Fiombonambe Eropeana-Ukraine: Resaka fifanatonana.
Nambara ampahibemaso tao amin'ny EU-Ukraine Summit tany Paris tamin'ny 9 septambra ny fikasan'ny Fiombonambe Eropeana hanamafy ny Fifanekem-piaraha-miasa miaraka amin'ny Ukraine tamin'ny 2009. Fomba samihafa no nentin'ny haino aman-jery sy...
Haiti:Na Fetibe [carnaval], na tsy misy
Ny fifandimbiasan'ny loza voajanahary tany Haiti tamin'ny 2008 toy ny orambe narahin-drivotra mahery Ike, Hannah sy Gustav ary ny firodanana mahatsiravin'ny sekoly fanabeazana fototra tamin'ny Novambra, tany Pétionville, dia nahatonga...
Eropa: Fitsidihan'i Obama atsy ho atsy sy ireo fanamarihana momba izany
Manomana fitsidihana any Grande-Bretagne, Frantsa, Alemana ary ny Repoblika Czech ny Filohan'i Etazonia Barack Obama amin'ny volana ho avy io, mandritry ny fivoahany voalohany mitsidika an'i Eropa taorian'ny nahalàny azy....
Serbia:arovy amin'ireo mpandray zavamahadomelina ny ankizy
Ny vadin'i Jelena fahiny, lehilahy iray miankin-doha amin'ny zava-mahadomelina, dia tonga tao an-tranony ary nandrahona ny zanany. Nisaraka taminy i Jelena, roa taona lasa izay. Nomen'ny Fitsarana alàlana hahazo mitsidika...
Palestina: Mitohy ny fanafihana any Gaza
Na dia eo aza ny fanambaràna ny fampitsaharana samirery ny tifitra nataon'i Israely sy ny Hamas dia mitohy ihany ny fanafihan'ny miaramila Israelianina any Gaza raha mandritra izany ny sampana...