Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Desambra, 2022
Mandrangaranga adim-baovao any Amerika Latina i Rosia
Mba hametrahany ireo fitantaràny manohitra ny Tandrefana dia araraotin'ireo media rosiàna ny hetahetan'i Amerika Latina hiala ambany vahohon'i Etazonia
Ho an'ireo fetin-tsekoly amin'ny alina hiandrasana Taombaovao ao Maosko, toa hoe tsy mendrika ny mozika sasantsasany
Artista miisa 29 no hita ao anaty lisitra. Ny sasany amin'izy ireny, toa an'i Little Big sy Manizha, dia nisolo tena an'i Rosia tany amin'ny fifaninanana Eurovideo. Izy rehetra ireo dia samy nanameloka mivantana ny fananihambohitra rosiàna ao Okraina avokoa.
Kianoush Ramazani, mpanao sariitatra: ny fanantenana ao Iràna anatin'ny vanimpotoana sarotra
Kianoush Ramazani, mpanao sariitatra ara-politika nahazo loka sady mpikatroka mafàna fo, manolotra ny heviny momba ny faharetan'ny vahoaka Iraniàna mandritra ny hetsipanoherana misy amin'izao fotoana izao sy ny toeran'ny sariitatra ara-politika ao anivon'ireo endrika hafan'ny fanehoankevitra.
Colmena: sehatra media manana loharano misokatra, mampifandray ireo vondrom-piarahamonina ambanivohitra sy ireo indizeny
"Ho ahy, ny anarana hoe “Colmena” dia maneho ny fandavantena manoloana ny fahasamihafàna."
Ny fiantraikan'ny fanakatonana aterineto amin'ny fanetsehana vahoaka
Tsy zavatra vaovao eny anivon'ireo fitondrana tsy refesi-mandidy ny fanapahana ny aterineto. Raha ny marina, manana fironana betsaka mankany amin'ny faneriterena ny aterineto ireo fitondrana tsy refesi-mandidy, na dia amina haavo tsy mitovy aza.
Rito ny ranomasonao : tondradrano sy ahiahy miha-henjana hatrany no atrehan'i Trinidad
Taorian'ny orambe nivatravatra, tondraka ireo renirano, niteraka tondradrano mahatsiravina eny amin'ireo lemaka sy faritra iva.
Charles Norris-Brown sy ny fitiavany an'i Nepal, ireo tigra sy ny fiarovana – Fanomezam-boninahitra iray
Bokin'i Charles Norris-Brown "Did Tiger Take the Rain?" dia mampiseho ny mahazava-dehibe ny fiarovana. Nanoratra boky iray hafa izy mikasika ireo tigra sy ny fiarovana, saingy maty tampoka tamin'ny 19 Oktobra.