Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Oktobra, 2017
Fahatakarana Ny Olana Venezoeliàna Amin'ny Alàlan'ny Lalao An-dahatsary
Mamela dindo aminà habaka samihafa no sady manamafy karazana fomba fijery isankarazany manodidina ny olana Venezoeliàna ireo fomba fanao feno famoronana hetsi-panoherana ao Venezoelà.
Maninona No Betsaka Miaraka Maty Ireo Lalomena Ao Namibia?
"An-jatony ireo lalomena hita maty tao amin'ny renirano iray ao anatin'ny valan-javaboaharim-pirenen'i Namibia. Mety ho ny aretin'ny arina no niteraka ity faharinganana ity"
Mitodika Any Amin'ny Fampiasàna Tranonkala Ireo Iraniana Mpampita Vaovao Voaràra
Ny fitondràna Iraniana no tena mpampiroborobo mahay indrindra raha resaka tranonkala
Blog for Human Rights!
Human Rights Watch dia mandrisika ireo bilaogera mba hampiasa ny RSS -dry zareo sy hanoratra bilaogy momba ny zon'olombelona
Reny Iray Tsy Mitandro Hasasarana Mitaky ny Rariny Ho An'ireo Nanjavona Tao Kashmir
"Tsy ilainay ny volany. Ny hiverenan'ny zanakay no tadiavinay.."
Ao Amin'ny Telegram, Mivadika Ho Vola Ny Politika Rosiana Sy Ny “Memes”
Iray amin'ireo fantsona malaza indrindra ao amin'ny Telegram no nibahana ny lohateny vaventy teny anatin'reo gazety Rosiana tamin'ny Septambra 2017 rehefa namidy 5,5 tapitrisa robla (US$95,000).
An'aliny Maro Nidina An'arabe Nanohitra Ny “Ady Kivalavala” Mahafatin'ny Filoha Duterte
Na eo aza ny ezaky ny fitantanan'i Duterte hanelingelina sy hanakivy ireo hetsipanoherana, novinavinain'ireo mpikarakara ho nahatratra 30.000 ireo olona niatrika ny orana ka nanatevina laharana ireo hetsiky ny daholobe tao amin'ny Kianja Luneta tao Manila.
Fitsinjaram-Paritra Rosiana Nalainy Taorian'ny Nibitsihan'ny Gazety Shinoa Iray Ny Sarin'ny Faritra Lavitra ao Altay
Tsy tapaka ny mibitsika sary fampahafantarana avy amin'ireo faritra samihafa ny "China Daily", saingy tamin'ity indray mitoraka ity dia niteraka zavatra tsy nampoizina avy amin-dry zareo Rosiana mpampiasa Twitter izany, izay nihevitra fa lazain'i Shina ho azy ireo ampahan-tanin'i Rosia.
Teny Quechua Andefasana ny Fientanan-kafaliana Hilazana ny hoe “Gooooooooal”
Nandritry ny hazakazaky ny firenena hahazo toerana amin'ny fiadiana izay ho Tompondaka Erantany amin'ny baolina kitra hatao amin'ny 2018, nizara tamin'ny teny Quechua ny fampitàna ny lalao ireo mpitantara baolina tao Però
Kyrgyzstàna sy Ozbekistàna: Sakay Sy Maso Fahiny, Mpinamana Tsy Mifankafoy Ankehitriny?
"Ny fihetsehampo dia mankany amin'ny finiavana tsara avy amin'ny filoha Ozbeky. Tena misokatra be i Mirziyoyev, namana, ary feno finiavana tsara ka dia tsy misy afa-tsy haravoana no entin'izany ho anay!."