Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Aogositra, 2019
Vaovao faran'ny Lingua : Jolay 2019
Atolotry ny mpitantana ny Lingua anareo ny teoteotry ny Lingua - Jolay 2019
Mandràra ny harona plastika i Tanzania, namorona klioba 300 mitaiza tanora hiaro tontolo iainana ireo mpikatroka ao Dar es Salaam
Ampianarin'ireto mpikatroka ireto ny tanora ao Dar es Sallam ny maha-zavadehibe ny fitahirizana ny natiora sy ny loza mitatao aterak'ireo harona plastika tsy afaka ampiasaina afa-tsy indray mandeha monja.
Taratasim-pifandraisana DigiGlot : mahita toerana any anatin'ireo sehatra tsy mitsahatra fandefasana mozika ny rock ao Galles
Ny taratasim-pifandraisan'ny DigiGlot avy amin'ny Rising Voices dia manome topimaso momba ireo hetsika santatra, adihevitra sy fivoaran'ny fifanenàn'ny fiteny sy ny teknolojia manerana izao tontolo izao
Fantaro i Niigaatikwe (Jordyn Flaada), hitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTech ny 15-21 Aogositra
Fantaro misimisy kokoa i Niigaatikwe (Jordyn Flaada), hitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTechTwitter ny 15-21 Aogositra. Hozarainy ny vinavinany ho an'ny fiteny Ojibwe.
Fantaro i Mazhun Idris, hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ho an'ny herinandro 14-20 Aogositra
Fantaro misimisy kokoa i Mazhun Idris, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny 14-20 Aogositra 2019. Hizara ny vina sy ny fomba fijeriny ny fiteny Hausa izy.
Taratasim-pifandraisana RV : Fanamafisana ny feon'ireo mpikatroka ho an'ny fiteny manerana an'i Azia
Omen'ny taratasim-pifandraisana Rsigin Voices laharana faha-12 ho anareo ireo rohy rehetra mankamin'izay azo atao mifandraika amin'nhy fampiatiana nomerikaka hita ao ny fidirana sy ny fanekena ireo fitaovana dizitaly, hatramin'ny fomba sy fahafahana isankarazany ho an'ireo vondrompiarahamonina mba handraisan'izy ireo anjara feno ety anaty tambajotra.
Ny hatsaràna mambabo ao Karaiba aseho amin'ny Instagram
Gazetiboky roa miavaka miresaka ny fivahinianana ao amin'ny faritra no mankalaza ny hatsaràna natoralin'i Karaiba, amin'ny fiantsoana ny fahatongavantsaina hijery ireo fitodiana ara-pizahantany tsara indrindra ao aminy — vita printy ary ao amin'ny Instagram koa!
Ao Alzeria, fandresen'ny avy eny an-dalmbe manoloana ny fitondràna ihany koa ny fahatongavana ho eny an-kianja iraisampirenena filalaovana baolina kitra
Tao Alzeria, natsofoka ho anatin'ny kabarim-panoherana ny fandresana tamin'ny fanatanjahantena.
Nahazo alàlana hitifitra raha vao mahita ireo miaramila gineàna
Ao anatin'ny olona politika misy azy, hahazo lalàna iray mety hanaratsy kokoa ny herisetran'ny polisy ve i Ginea?
Mozika maimaimpoanan'ny farany Atsimo: fitaovana fanaovana tahirinkevitra!
(Fanamarihana: lahatsoratra espaniôla nivoaka tamin'ny Novambra 2014) Taorian'ny taona marobe nilalaovana mozika, nanontany tena izahay ny amin'ny maha-zavadehibe ny tokony hanaovana tahirinkevitra momba ireo tarika mpiangaly mozika milaza zavatra kely...