Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Janoary, 2018
Fiovàn'ny Kolontsaina Fampakarambady Bangladeshi Midika Ihany Koa Ho Fiovàna Amin'ny Karazan-Tsakafo Aroso
Na nanomboka niova aza ny lisitry ny sakafo aroso rehefa fampakarambady Bangladeshi, zavatra iray no mitoetra tsy miova -- matsiro izy rehetra.
Arzantina, Mitohy Ny Fikarohana Ireo Zafikely Very Tamin'ny Fitondràna Jadona
Toy ny vokatry ny ezaka nandritra ny fotoana ela no nandraisana ny nahitàna ilay zafikely vavy laharana faha-127, ary fihavaozan'ny fanantenana ho an'ny fampitambarana ireo fianakaviana nosamantsamahan'ny fitondrana jadona.
‘Raha Tsy Manohitra Ny Jadona Aho, Mbola Olona Ve?': Shinoa Mpikatroka Nohelohina Higadra Valo Taona
Nanomboka tamin'ny 2008 i Wu Gan, fantatra kokoa amin'ny solonanarany “Mpanimbinkena Faran'izay Fatritrany”, no efa navitrika tao anatin'ny faribolan'ireo Shinoa mpikatroka ho an'ny zon'olombelona
Fitokonana ao Cochabamba!
Mety hatao tantara iray amin'ny GV ve ny lahatsoratra Instagram toy ity?
Madagasikara: “Tsapako Ho Toy Ny Any Anaty Sarimihetsika Miresaka Ady Aho”
Nandray kihon-dàlana hafa indray ny olana politika misy ao Madagasikara , efa nitarazoka hatramin'ny Janoary lasa eo, miaraka amin'ny feom-basysy entona mandatsa-dranomaso, satria nifandona nanerana an'Antananarivo renivohitra ny polisy sy ireo mpanao hetsi-panoherana. Fijoroana vavolombelon'ireo nanatrika, tao amin'ny Facebook sy Twitter.
Ejipta: Manova Zavatra ireo Bitsika #Top50Eg
Nampiasain'ireo Ejiptiana mpibitsika tao amin'ny Twitter ny tenifototra hoe #Top50Eg. Tarek Amr no mitondra antsika hitety ny tontolon'ny Twitter Ejiptiana mba hilazàna ny momba izany amintsika.
Fiantraikan'ny Rivodoza Ava Tao Madagasikara: Ohatra Iray Sahady Amin'ny Tsy Fahafahana Maminany Mialoha Ny Toetrandro Amin'ny 2018
"Simba 90% i Toamasina taorian'ny fandalovan'ilay rivodoza" hoy ny Lehiben'ny faritra Toamasina, Cyrille Benandrasana.
Endrika Mpandika Teny : Amadou Lamine Badji, Fijery Miabo Sy Fisokafana Amin'ny Hafa
Iza avyv ireo mpandika teny ao amin'ny Global Voices miteny frantsay ? Mitohy ao Senegaly ny andiany iarahantsika amin'i Amadou Lamine Badji, sady mpandika teny no poeta.