Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Desambra, 2017
Vovonana GV 2017: Ilay Tsipika Manify Manasaraka Ny Fifankatiavana Sy Ny Fiaraha-mitolona
Ampy hanaisotra ireny eritreritra rehetra ireny ny andro voalohany nanaovana fivoriana anatiny, nahazoako toky fa tena tonga amin'ny toerana niriako haleha tokoa aho, tena manao izay zavatra tiako natao
Fanapahankevitra Vao Haingana Noraisin'i Trump Momba ny Politika Ivelany, Mampanahy an'i Afrika
"Izany no fitondrantena tsy dia diplaomatika loatra ataonà lehilahy iray izay ny vinany sy ny politikany dia disoin'ny tsy fahafantarana tanteraka ny tontolo ivelany."
Nolavin'ny Afgàna ny Fandraràna ny WhatsApp, Vitany ny Nampilefitra ny Fanjakàna
"tsy maintsy esorina avy hatrany io fandraràna io, na ny anarana Ghani no ho atsofokay ho tohin'ny an'ireo mpanao didy jadona toa an'i Poutine, Bashar Assad, Kim Jong Un sy ny maro hafa."
Fanolorana Fandaharampotoana: Famoronana Habaka Maharitra Ho An'ny Fahalalahana Maneho Hevitra
Eran Wickramaratne, Minisi-panjakana SriLankey misahana ny Tetibola, sy Aunohita Mojumdar, toniandahatsoratry ny Himal any Azia Atsimo, resaka momba ny fahalalahana maneho hevitra taorian'ny fifandirana any Sri Lanka sy Azia Atsimo,...
Fanolorana ny Bilaogera Mpampifandray, Ndesanjo Macha
Mety ho Amerikàna ny sasany amin'ireo bilaogera manaraka eo amin'ny teny Swahili.